|
|
|
|

Entry1  alatrano
Elementary words  2 ala, 3 trano
Part of speech  4  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  5 Eny ivelan' ny trano, ka ny tokotany manodidina ny trano indrindra no antsoina amin' izany:
6 Asaivo mivoaka any alatrano ireo ankizy ireo fa mitabataba tsy ifandrenesana [1.1]
Explanations in French  7 dehors, hors de la maison [1.3]
Examples  8  Namaky kitay teo alatrano Idada. [2.332#]
9  Nanontany ankizy teo alatrano aloha izy; [2.357#]
10  Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#]

Updated on 2025/11/17