Entry ala safay (ala)
Part of speech expression
Malagasy definition fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona [Rajemisa 1985]
English definition Used in the following: miala safay [Richardson 1885]
Examples Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny. [Andraina: I Vola, page 8]
Quotes 

2014/10/26