Entry ala nenina
Elementary words ala ; nenina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fanaovana izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina any aoriana, fanaovana izay tsy hisian' ny nenina [1.1]
Explanations in English Freedom from regret or remorse. See ala fo, and afa-nenina. [1.2]
Explanations in French Action de faire le possible pour en avoir le coeur net [1.3]
Examples 
1Be rahateo ny lany tamin' ny alanenina farany ho fitanana ny ain-dRainitoandro; [2.470]
2Efa hitantsika, raha ny amin' ny mpanandro, fa na tenany na ny olona dia samy tsy nisy tena natoky marina izay fanandroana: alanenina, ka natao! [2.296]
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2023/01/21