Entry | ala mosavy | |
Elementary words | ala ; mosavy | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fanandramana kely amin' ny hanina aroso na amin' ny zavatra atao fanomezana, eo imason' ilay olona omena azy, mba hampahatoky azy fa tsy misy mosavy ilay zavatra [1.1] | |
Explanations in French | Action de goûter des comestibles offerts en présent [1.3] | |
Updated on 2023/01/21 |