Entry ala kaforo
Elementary words ala ; kaforo
Part of speech locution
Explanations in English A name used in astrology for the first and third days in adimizana, the seventh month of the Malagasy year. [1.2]
Explanations in French Nom d'un destin [1.3]
Examples 
1Ny teraka alatsinainy ny adimizana dia alakaforo mpiady amin-drafozana. [1.381]
2Aza ritina re ny azonao, Aza laninao re ny lovanao, Fa izay tsy misy alakaforo, Izay tsy manana Alakaosy. [2.69]
Vocabulary 

Entry alakaforo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Di-doha, fikiribibiana, fifikirana amin' ny hevitry ny tena. [1.1]
Explanations in French Opiniâtreté, persistence [1.3]
Vocabulary 
Derivatives 

Updated on 2023/06/12