Entry alahatra (lahatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo
Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany [1.1]
Explanations in English To be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type). [1.7]
Explanations in French à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut) [1.3]
 Qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie). [1.8]
Examples 
1Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny: [1.38]
2Alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy. [2.470]
3ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra; [2.996]
Morphology 
Present : alahatra, alahatro, alahatrao, alahany, alahatsika, alahatray, alahatrareo, alahatr', alaha-, alahatry
Past : nalahatra, nalahatro, nalahatrao, nalahany, nalahatsika, nalahatray, nalahatrareo, nalahatr', nalaha-, nalahatry
Future : halahatra, halahatro, halahatrao, halahany, halahatsika, halahatray, halahatrareo, halahatr', halaha-, halahatry
Imperative : alaharo
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/10/08