Entry | 1 ala olana |
Elementary words | 2 ala, olana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] famahana tady mifadiditra fanamboarana toe-draharaha sarotra na manahirana |
Explanations in English |
5 [1.2] |
Examples |
6 Ramasy no nahita ny alaolana. [2.472#] 7 Ny fahasarotan' ny zava-misy dia tsy ahafahana mandroso alaolana tsotsotra na koa vahaolana tefy maika. [4.27#] |
Synonyms | 8 ala rohana |
Updated on 2023/01/21 |