|
|
|
|

Entry1  akoholahy
Elementary words  2  akoho, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny lahy amin' ny akoho
Explanations in English  5  [1.2] [lahy, masculine.] A cock
6  [1.7] a rooster
Explanations in French  7  [1.8] coq
8  [1.405] [Sakalava-Mayotte] [akôho lahy] coq
Examples  9  tsy akoholahy aho ka hahatsiaro andro maraina; [2.69#0]
10  Vonoina ny akoholahy mena sy ny ombim-pandroana. [2.508#425]
11  Vonoina ny akoholahy mena, ny rany tetitetenan' izy rehetra amin'ny handriny. [1.353#]
Vocabulary  12  Zoology: birds
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word akoholahy
Article  21  Randzavola: akoholahy ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
22  23 

Anagrams  24  akoholahy, halohaiko, hialohako, hilaohako, hiloahako, hiolahako

Updated on 2023/06/21