Entry (1/3) | 1 akisa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1] |
Analogs | 4 tonony, vaniny, antsongony, antsontsany, antendrivary |
Entry (2/3) | 5 akisa |
Part of speech | 6 adjective |
Explanations in Malagasy |
7 Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy [1.1] |
Explanations in English |
8 affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2] |
Explanations in French |
9 plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3] |
Derivatives |
|
Analogs | 11 mahatsikaiky, hatsikana, arira, satriatria, mariadriaka |
Entry (3/3) | 12 Akisa |
Part of speech | 13 name (biblical) |
Explanations in English |
14 Achish [2.996] |
Explanations in French |
15 Akish [2.996] |
Vocabulary |
16 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 17 Chapters and verses mentioning Akisa |
Tables and plates |
18 Full list |
Anagrams | 19 akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka |
Updated on 2020/07/31 |