Entry tonony (tonona)
Part of speech imperative of passive verb tononina [full list]
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Tonony tsara ny teny rehetra (Prononcez, articulez bien tous les mots) ~ Tonony ny anaranao (Dites votre nom) [1.3]
Examples Tonony izay ho karamanao, dia homeko anao. [2.996]

Entry tonony (tonona)
Part of speech noun tonona and pronoun
Explanations in French Le point, la bonté d'une chose; la partie difficile d'une leçon, d'un sermon, etc. [1.3]
Examples mivaky roa manary hodiny ny tsaramaso, mitsiry miavaka amin' ny sevoka ny katsaka, mitady masoandro ny tsirintsaonjo mivolo faka, mitsimoka ny voan' anana ary maontsina ny taho-mangahazo maro tonony. [2.470]

Updated on 2020/07/31