Entry ahy
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
¶ Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ. [Rajemisa 1985]
English definition   Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine. [Richardson 1885]
   Me (as object); mine [Hallanger 1973]
French definition   à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe. [Abinal 1888]
   A moi, me [Rajaonarimanana 1995]
   Moi (objet), mien [Hallanger 1974]
   [Tanala] à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [Beaujard 1998]
Italian definition   me, a me [Profita 1969]
Examples  
1Aiza no misy ahy? [Andriamalala: Zazavavindrano, page 111]
2Natoky ahy i Feno. [Andraina: Mitaraina, page 58]
3Iza no mba tia ahy? [Andriamalala: Ranomasina, page 19]
4Mivavaha ho ahy koa. [Rajaonarivelo: Bina, page 19]
5Asa izay fiheverany ahy. [Andraina: I Vola, page 64]
Morphology  
ahy
ahiko
Compound words, titles, names  
Analogy   aho, izaho ~ -ko, -o

Entry ahy
Part of speech   noun
Malagasy definition   tahotra [Rajemisa 1985]
   fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [SLP: Voambolana]
English definition   solicitude, inquietude, anxiety, care, attention. [Richardson 1885]
French definition   soin, sollicitude, soupçon [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   inquiétude, souci [Abinal 1888]
French definition   conscience [SLP: Voambolana]
Examples  
1Aiza no misy ahy? [Andriamalala: Zazavavindrano, page 111]
2Natoky ahy i Feno. [Andraina: Mitaraina, page 58]
3Iza no mba tia ahy? [Andriamalala: Ranomasina, page 19]
4Mivavaha ho ahy koa. [Rajaonarivelo: Bina, page 19]
5Ny ahy toaka mahery! [Andriamalala: Fasana, page 5]
6Mba kivazivazy ny ahy. [Rapatsalahy: Kintana, page 70]
7Asa izay fiheverany ahy. [Andraina: I Vola, page 64]
Vocabulary  
Derivations  

Updated on 2017/11/06