Entry | 1 aho |
Part of speech | 2 pronoun |
Explanations in Malagasy |
3 (Maley ako; Maleyo-polyneziana au): izaho. Amin'ny Merina, dia iray ihany ny IZAHO sy ny AHO, saringy ny fitoerany eo amin'ny fandehan'ny teny, na ny fehezanteny: ny izaho enti-manomboka, ary ny aho vodi-lalana: "izaho (no) handeha", "handeha aho". Ny ankamaroan'ny Tanindrana dia manao aho, manala ny z, izay tsy hita koa amin'ny mpisolo anarana sy ny teny maro hafa: ahay na iahay (izahay); ie na ii (izy); aia (aiza), Ianahary (Zanahary). -- Ny tany aloha nampiasa ny matoanteny miaho na miahoaho: mizahozaho -- mitompo teny fantatra, miditra manao azy ho zavatra. -- Ahoina, ahoizina, ahoy, ahoizo: mpiaho, mpiahoaho, ets. [1.10] 4 mpisolo anarana misolo olona, enti-milaza ny olona miteny ka atao teny lazaina, mitovy amin'ny izaho ihany, saingy ny izaho manomboka hehezanteny ary ny aho mamarana: 5 Handeha rahampitso vao maraina aho. 6 Izaho handeha rahampitso vao maraina [1.1] |
Explanations in English |
7 I, myself. This word is chiefly used after the predicate, and izaho is used before. [Malay ako, Polynesian au] [1.2] 8 I [1.7] |
Explanations in French |
9 je, moi. Il se met toujours après le verbe. [1.3] 10 je, moi (se place généralement à la fin de la phrase). [1.5] 11 je [1.8] 12 je, moi. [cf. aussi iaho, izaho]. [Tanala] [1.6] |
Explanations in Italian |
13 io [1.18] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Tables and plates |
22 All the pronouns 23 All the pronouns |
Anagrams | 24 aho, hao, hoa |
Updated on 2022/05/02 |