Entry ahi-maitso
Elementary words ahitra ; maitso
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona) [1.1]
Explanations in English [ ahimaitso ] Green grass [1.2]
Explanations in French Herbe verte, fourrage vert [1.3]
 Verdure, gazon, pelouse [1.13]
Examples nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso. [2.5]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/05/16