Entry (1/2) | 1 aharo |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
afangaro, ampifangaroina 4 [1.1] Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy |
Explanations in English |
5 [1.2] to be mixed. Used in speaking of that which is added. |
Examples |
6 [1.431#] Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy. |
Root | 7 haro |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word aharo |
Entry (2/2) | 13 aharo |
Part of speech | 14 imperative of passive verb ahatra [Full list] |
Examples |
15 [2.48] aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra; |
Root | 16 hatra |
Anagrams | 17 aharo, araho, haora, harao, haroa |
Updated on 2025/03/22 |
![]() |