Entry aharo (haro)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Afangaro, ampifangaroina [1.78]
 Afangaro, atao mikambana: Naharony tamin' ny gisanay ny gisany ka nanahirana ny nanavaka azy [1.1]
Explanations in English To be mixed. Used in speaking of that which is added. [1.2]
Examples Ny boka dia aza aharo toerana amy ny vohitra, fa avoahy. [1.431]
Morphology 
Present : aharo, aharoko, aharonao, aharony, aharontsika, aharonay, aharonareo, aharon', aharon-, aharom-
Past : naharo, naharoko, naharonao, naharony, naharontsika, naharonay, naharonareo, naharon', naharon-, naharom-
Future : haharo, haharoko, haharonao, haharony, haharontsika, haharonay, haharonareo, haharon', haharon-, haharom-
Imperative : aharoy

Entry aharo (hatra)
Part of speech imperative of passive verb atra [full list]
Examples aharo ireo ampisotroina azy ny olona mivalana ra; [2.48]

Anagrams 

Updated on 2023/08/16