Entry ahandrina (handrina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina manandrina na mijery olona manatrika tsara: Maso menan' ny hatezerana no nahandriny ahy [1.1]
Morphology 
Present : ahandrina, ahandriko, ahandrinao, ahandriny, ahandrintsika, ahandrinay, ahandrinareo, ahandrin', ahandrin-, ahandrim-, ahandri-
Past : nahandrina, nahandriko, nahandrinao, nahandriny, nahandrintsika, nahandrinay, nahandrinareo, nahandrin', nahandrin-, nahandrim-, nahandri-
Future : hahandrina, hahandriko, hahandrinao, hahandriny, hahandrintsika, hahandrinay, hahandrinareo, hahandrin', hahandrin-, hahandrim-, hahandri-
Imperative : ahandrino

Updated on 2020/07/31