Entry | 1 afovoa |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Eo anelanelan' ny zavatra roa na maro: Mipetraha ianao eto afovoan' izy mianaka ~ Raha mijery ny rantsantanana isika, ny fanondroadala no hita eo afovoany Eo amin' ny toerana mitovy elanelana amin' ny manodidina hatraiza hatraiza: Ny tanàna Ramainandro, hono, no eo afovoan' ny Nosy ~ Nanao faribolana ny ankizy ary dia i Soa no natsangany teo afovoany |
Morphology |
|
Synonyms | 5 ampovoa |
Updated on 2020/07/31 |