Entry aforano (afo, rano)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Tenan-javatra fantatra koa amin' ny anarany vahiny nogasina hoe "faosifaoro", izay misy ao anatin' ny taolana ary mety mirehitra [Rajemisa 1985]
English definition   The sulphuric acid formerly used in match bottles. Phosphoric acid. [Richardson 1885]
French definition   [Tankarana] acide sulfurique. [David 1952 (takila A)]
Vocabulary  

Updated on 2017/03/10