|
|
|
|

Entry1  afakomaly
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan' ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] the day before yesterday
Explanations in French  5  [1.8] avant-hier
Examples  6  [2.131] afakomaly izy no tsy teto
7  [2.332#] Vao afakomaly io no nofenoiko, hoy Ineny, fa angamba mitete.
Vocabulary  8  Time
Elementary words  9  afaka, omaly
Compound words 

Updated on 2024/12/10