|
|
|
|

Entry1  afa-po
Elementary words  2  afaka, fo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  manana ny zavatra rehetra ilaina: Misaotra indrindra, tompoko, fa afa-po ny zanako eto momba ny fianarana
5  leo, tsy mahazaka intsony: Veromanga nifandray tendrroe: ianareo soa, izahay tsara; ianareo tsy tia, izahay afa-po. (Hainteny)
6  miaiky fa tsy mahita, amin' ny fangalam-piery [1.1]
Explanations in English  7  satisfied [1.2, 1.7]
8  satiated; disheartened, discouraged; to be free from painful regrets after having exerted one's self to the utmost in the unsuccessful pursuit of an object. See ala fo. [1.2]
Explanations in French  9  satisfait [1.8, 1.13]
10  rassasié [1.8]
11  assouvi [1.13]
Examples  12  Tahaka ny afapo ery izy ireo amin' ny fahitany ny vola tahiriny. [2.470#]

Updated on 2024/08/13