|
|
|
|

Entry1  adim-pamantaranandro
Elementary words  2  ady, famantaranandro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny
Explanations in French  5  [1.3] Heure
Vocabulary  6  Time
Synonyms  7  adiny

Updated on 2023/08/01