Entry | 1 adim-pamantaranandro |
Part of speech | 2 locution |
Vocabulary |
3 Time |
Explanations in Malagasy | 4 Ny iray ampahefatra amby roapolon' ny andro iray manontolo; fotoana vitan' ny sahazabem-pamantaranandro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adim-pamantaranandro roa izao no niandrasako anao teto. Mba hilazana ny ampahan' ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasaina: Antsasak' adiny, ampahefatr' adiny [1.1] |
Explanations in French | 5 Heure [1.3] |
Synonyms | 6 adiny |
Elementary words | 7 ady, famantaranandro |
Updated on 2023/08/01 |