Entry adify (dify)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana dify, karazana jongy fanao amin' ny tsihy: Nadifiny tsara ny tsihy
Asaina miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Adifio izy sao mahita an-dreniny [1.1]
Explanations in English Used of the hair plaited in the above manner, or of something turned aside [1.2]
Morphology 
Present : adify, adifiko, adifinao, adifiny, adifintsika, adifinay, adifinareo, adifin', adifin-, adifim-
Past : nadify, nadifiko, nadifinao, nadifiny, nadifintsika, nadifinay, nadifinareo, nadifin', nadifin-, nadifim-
Future : hadify, hadifiko, hadifinao, hadifiny, hadifintsika, hadifinay, hadifinareo, hadifin', hadifin-, hadifim-
Imperative : adifio

Anagrams 

Updated on 2023/01/19