Entry dify
Part of speech noun
Malagasy definition Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy [Rajemisa 1985]
English definition a border plaited in mats, baskets, hats, etc. lify is used in the provinces. See lily, hodivitra [Richardson 1885]

Entry dify
Part of speech noun
English definition a mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry dify
Part of speech noun
Malagasy definition Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita [Rajemisa 1985]
English definition turning aside [Richardson 1885]
 a turning aside [Hallanger 1973]
French definition action de s'esquiver [Hallanger 1974]
Derivations 

Entry dify
Part of speech adjective
Malagasy definition Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro. [Rajemisa 1985]

Entry dify
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tanala] ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa [Rakotosaona 1972]
Synonyms difike

Entry dify
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara] famatorana rary [Rakotosaona 1972]

2012/11/01