Entry adaboka (daboka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Azera, apotraka amin' ny tany: Nadaboky ny rivo-doza ilay hazo teo andrefan-tranonay [1.1]
Explanations in English Used of that which is thrown down violently [1.2]
Explanations in French Qu'on jette en bas, qu'on rosse [1.3]
Examples 
1Tsy maintsy adaboka aloha ny hazo vao azo refesina. [2.436]
2Adaboka ny ombilahy hotsapain-doha ary manambana ny ombilahy ny fianakavian' ny Andratsoka. [2.606]
Morphology 
Present : adaboka, adaboko, adabokao, adabony, adabotsika, adabokay, adabokareo, adabok', adabo-, adaboky
Past : nadaboka, nadaboko, nadabokao, nadabony, nadabotsika, nadabokay, nadabokareo, nadabok', nadabo-, nadaboky
Future : hadaboka, hadaboko, hadabokao, hadabony, hadabotsika, hadabokay, hadabokareo, hadabok', hadabo-, hadaboky
Imperative : adabohy
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/01/19