Entry | 1 abosy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony 4 famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy 5 fitaka atao olona an-kafetsena [1.1] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Other spellings | 11 abony, ambosy |
Analogs | 12 risika, robo, tambitamby, safosafo, safovody, safosiaka, pasopasoka, roboka, doka, tsetsaka, taona, teny malefaka, ronono an-tavy, kobaka am-bava, lango malemy, volana hatenda, volana mahadradraka, fandriamalemy lafika, lokanga hisatra13 bontsina, fo omena, toho-tsofina14 fangopangoka, angoly, saroro, sarory, sodika, solia, sombia, sombe, vohony, vato mafana atolotra, fahan-dalitra, antohim-bato |
Updated on 2020/07/31 |