|
|
|
|

Entry1  abony
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fandrisihana na fandroboana olona hanao zavatra tian' ny tena hataony
4  famokisana hanao zavatra na tsara na ratsy, fa indrindra ny zavatra ratsy
5  fitaka atao olona an-kafetsena [1.1]
Explanations in French  6  Fourberie, cajolerie [1.3]
Morphology 
7  Simple :
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
Other spellings  12  abosy, ambosy
Analogs  13  risika, robo, tambitamby, safosafo, safovody, safosiaka, pasopasoka, roboka, doka, tsetsaka, taona, teny malefaka, ronono an-tavy, kobaka am-bava, lango malemy, volana hatenda, volana mahadradraka, fandriamalemy lafika, lokanga hisatra14  bontsina, fo omena, toho-tsofina15  fangopangoka, angoly, saroro, sarory, sodika, solia, sombia, sombe, vohony, vato mafana atolotra, fahan-dalitra, antohim-bato

Updated on 2020/07/31