| Entry (1/3) | 1 abo |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 [Antemoro+Bara+Tanosy] avo, mideza
[1.78] 4 [Antefasy] ambony, avo [1.78] 5 [Antesaka+Betsileo] avo [1.78] 6 [Tanala] avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) [1.78] 7 [Tandroy] ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe [1.78] 8 teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [1.1] |
| Explanations in English |
9 [Provincial] High and round; great, tall. See avo, and ambo.
[1.2] |
| Explanations in French |
10 Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut
[1.3] 11 [Tankarana] haut. [1.19] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 25 ambo, avo |
| All compound words | 26 17 combinations of that word |
| Entry (2/3) | 27 abo |
| Part of speech | 28 noun |
| Explanations in Malagasy |
29 [Bara] aely
[1.78] |
| Entry (3/3) | 30 abo |
| Part of speech | 31 noun |
| Explanations in Malagasy |
32 ambony noho ny aotra
[1.13] |
| Explanations in French |
33 plus
[1.13] |
| Vocabulary | 34 Mathematics: arithmetic |
| Analogs | 35 tendroabo |
| Anagrams | abo, 36 bao |
| Updated on 2026/02/04 |
|