|
|
|
|

Entry (1/4)1  abi
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z.
4 Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory.
5 Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko. [1.1]
Explanations in English  6 The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters [1.2]
7 The alphabet [1.7]
Explanations in French  8 Nom de l'alphabet malgache [1.3]
9 alphabet [1.66, 1.5]
10 L'alphabet [1.8]
11 (un) alphabet. Miainga amin' ny abidy ny soratra sy ny vaky teny: l'écriture et la lecture commencent par l'alphabet [1.67]
Examples  12  Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo [2.117]
13  Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny. [2.649]
14  Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky. [2.442#4]
Morphology 
15  Simple :
Other spellings  16 abede
All compound words  17  4 combinations of that word
Quotes  18  Texts mentioning that word
Tables and plates  19  The Alphabets
Illustrations 

Entry (2/4)20  abidy
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22 Vavy antitra [Betsimisaraka] [1.78]
23 antibavy [Betsimisaraka] [1.147#A1]
Proverbs  24  Proverbs containing that word

Entry (3/4)25  abidy
Part of speech  26  noun
Explanations in Malagasy  27 andevo [Betsileo] [1.78]
All compound words  28 manao dian' abidy

Entry (4/4)29  abidy
Part of speech  30  noun
Explanations in English  31 A provincial name for a water-bird. [1.2]
Explanations in French  32 Nom d'un oiseau aquatique. [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  33  Zoology: birds

Anagrams  abidy, abidỳ, 34 adiby

Updated on 2025/12/08