|
|
|
|

Entry (1/2)1  zara
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Mathematics: arithmetic
Explanations in Malagasy  4  Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo [1.1]
5  Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary? [1.1]
6  Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
Explanations in English  7  A lot, a share [1.7]
8  A division [1.7]
Explanations in French  9  Part, lot; partage [1.8]
10  Division, quotient [1.13]
Examples  11  Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69]
12  Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472]
Derivatives 
13  Active verbs :
14  Passive verbs :
15  Relative verbs :
16  Nouns :
17  Adjectives :
Compound words 
Toponyms 
Titles 
Proverbs  29  Proverbs containing the word zara

Entry (2/2)30  Zara
Part of speech  31  name (biblical)
Vocabulary  32  Holy Scriptures
Explanations in English  33  Zerah [2.996]
Explanations in French  34  Zérah [2.996]
Examples  35  Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996]
Synonyms  36  zera, zera
Biblical quotes  37  Chapters and verses mentioning Zara
Tables and plates  38  Full list
Article  39  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara

Anagrams  40  raza, zara

Updated on 2023/06/15