|
|
|
|

Entry (1/2)1  zara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Zavatra efa voatendry ho an-tena, anjara, tantana: Ity ny zara fihinananareo
4 Fitantanana: Aza manao zara vilana ~ Efa vita ve ny zara varin' ny marary?
5 Vintana tsara, hasambarana: Zara ho azy ny fahombiazany tamin' ny fanadinana [1.1]
Explanations in English  6 a lot, a share
7 a division [1.7]
Explanations in French  8 part, lot; partage [1.8]
9 division, quotient [1.13]
Examples  10  Tsy mba lany zara ny zaza, Re lahy! [2.69#218]
11  Farany, lany zara ny refin' ilay lamba gorany iray. [2.472#119]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
All compound words  27  30 combinations of that word
Proverbs  28  Proverbs containing that word

Entry (2/2)29  Zara
Part of speech  30  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  31 Zerah [2.996]
Explanations in French  32 Zérah [2.996]
Examples  33  Joda niteraka an'i Faresa sy zara tamin'i Tamara; [2.996]
Vocabulary  34  Holy Scriptures
Synonyms  35 zera
Biblical quotes  36 Chapters and verses mentioning Zara
Article  37  src='1.38' run='/bins/randzavola?p=1035'>Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Zara

Anagrams  38 Arza, 39 raza, Zara, zara

Updated on 2026/02/26