|
|
|
|

Entry (1/3)1  V    v    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tarehintsoratra fahasivy ambin'ny folo ary renisoratra fahadimy ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho b amin'ny fanakambanan-teny: Takolaka varavarana miova ho takola-baravarana; marihina fa ny v manomboka fototeny mikambana amin'ny man mba hanaovana matoanteny dia indraidray miova ho b ka ny "man" lasa "mam" (man + voly = mamboly), indraidray kosa latsaka fotsiny amin'izao (man + velona = mamelona).
Explanations in French  4  [1.3] Dix-neuvième lettre et quinzième consonne de l'alphabet malgache.
Analogs  5  abidy
Tables and plates  6  The Alphabets
Article  7  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entry (2/3)10  V    v    
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  [3.1] marika romana izay milaza ny isa 5
Vocabulary  13  Mathematics: arithmetic
Tables and plates  14  The Numbers

Entry (3/3)15  V    
Part of speech  16  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  17  [3.1] Singa mivaingana, faha-23 amin'ny fisokajiana miherina.
Explanations in English  18  [3.1] Vanadium
Vocabulary  19  Chemistry
Tables and plates  20  Periodic Table

Updated on 2024/12/26