|
|
|
|

Entry1  UNESCO    
Part of speech  2  noun (acronym) [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Teny anglisy nohafohezina io "UNESCO" io ka toy izao ny teny ao:
4 United Nations Educational
5 Scientific and Cultural Organization,
6 izay midika amin'ny teny malagasy hoe:
7 Sampan'ny Firenena Mikambana miandraikitra ny Fampandrosoana ny
8 Fanabeazana, ny Siansa ary ny Haren-tsaina. [2.289]
Vocabulary  9  Organizations

Updated on 2025/11/20