Entry Tanala
Part of speech name (ethnonym)
Malagasy definition Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana [Rajemisa 1985]
English definition the dwellers in the forests. [Richardson 1885]
French definition populations forestières du sud-es [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Tables and plates Dialectal words

Updated on 2020/07/31