|
|
|
|

Entry (1/2)1  S  ~  s    
Part of speech  2  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  3 Tarehintsoratra fahafito ambin'ny folo ary renisoratra fahatelo ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. Amin'ny fanakambanan-teny, ny s dia lasa ts: Zavatra soa = zavatsoa. Amin'ny fitovonana man- mba hanaovana matoanteny kosa, ny s manomboka fototeny dia latsaka fotsiny amin'izao: Man + soratra = manoratra. [1.1]
Explanations in French  4 Dix-septième lettre et treizième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Analogs  5  abidy
Tables and plates  6  The Alphabets
Article  7 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entry (2/2)10  S    
Part of speech  11  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  12 Solifara. Singa mivaingana, faha-16 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  13 Sulfur. [3.1]
Explanations in French  14 Soufre. [3.1]
Vocabulary  15  Chemistry
Tables and plates  16  Periodic Table

Updated on 2025/12/08