|
|
|
|

Entry (1/2)1  ranomandry
Elementary words  2 rano, 3 mandry
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
6 Fomban-domano misosa
7 Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1]
Explanations in English  [rano mandry] 8 A thin film found on water
9 a word used for ice
10 a mode of carrying palanquin. [1.2]
11 ice [1.7]
Explanations in French  12 glace [1.8]
Examples  13  ny tenatenany ohatra ny ranomandry; [1.406#]
14  Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470]

Entry (2/2)15  Ranomandry
Elementary words  16 rano, 17 mandry
Part of speech  18  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  19  Geography: towns

Anagrams  20 marin-drano, ranomandry, Ranomandry

Updated on 2025/11/26