Entry ranomainty
Elementary words rano ; mainty
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [1.1]
Explanations in English Ink, black ink, blacking. [1.2]
 Ink [1.7]
Explanations in French Encre [1.8]
Examples Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]
Compound words 

Entry Ranomainty (rano, mainty)
Part of speech name (toponym) [full list]
Examples Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any Ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [2.48]
Vocabulary 
Coordinates -24.9833333, 46.5333333
-24.7, 46.8833333
-24.5333333, 46
-21.25, 47.2666667
-21.1666667, 48.3
-20.1, 46.85
-20.0833333, 47.2666667
-20.0333333, 47.1166667
-19.55, 46.5666667
-18.8833333, 49.05
-17.8666667, 48.6

Anagrams 

Updated on 2023/01/01