Entry ranofotsy (rano, fotsy)
Part of speech noun
Malagasy definition Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina. [Rajemisa 1985]
English definition [ rano fotsy ] [Provincial] A word for riana
¶ In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season. [Richardson 1885]
French definition [ rano fotsy ] une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées [Abinal 1888]
Derivations 
Examples Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza: [Callet: Tantara]

Entry Ranofotsy (rano, fotsy)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy rano, fotsy

Updated on 2013/06/06