|
|
|
|

Entry1  olona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Teny ilazana ny toetra amam-pomban' ny olombelona (jer. io teny io): Ny fanahy no olona
4 Teny ilazana ny olombelona tsy voafetra mazava na ny toetrany na ny isany: Misy olona mitady anao ao an-tokotany
5 Vahoaka: Olona re izay tao an-tsena tao izay
6 Amin' ny fitenin' ny ankizy, teny entiny milaza ny tenany: Manko ny olona vonoin' i Koto ô! [1.1]
Explanations in English  7 a person, somebody, a human being. Olo is used in the provinces. [mal. And other dialects orang, amboyna malona and malono.] [1.2]
8 a human being, man; someone [1.7]
Explanations in French  9 homme, personne; quelqu'un [1.8]
Examples  10  Ireto olona tokony ho mpifandrafy. [2.499]
11  Vazimba no maromaro teto, olom-pohy [2.48]
12  Nanomboka ny fisamborana ny olon' antoko. [2.472]
13  ka ny olon-drehetra dia samy mody amy ny havany avokoa. [2.48]
Morphology 
14  Simple :
Derivatives 
Passive verbs :
Names :
Analogs  18  abilinolona, 19  afabaraka, 20  afaboroka, 21  alikanolona, 22  amboafitritra, 23  amboanolona, 24  androvo, 25  bandro, 26  faikanolona, 27  fakonolona, 28  farafaikanolona, 29  fatritranolona, 30  fototrolona, 31  fotsyfanahy, 32  henikaja, 33  karinolona, 34  kitoatoanolona, 35  kolokolonolona, 36  lamokanolona, 37  manampanahy, 38  manaryilombyandoha, 39  manivatena, 40  mavointena, 41  mialabaratena, 42  olombanona, 43  olomboantsongo, 44  olonalanyhasina, 45  olonalanyhenatra, 46  olonamamoafady, 47  olonatsymanjary, 48  olonatsyvakyafero, 49  olonatsyvakyatatra, 50  olonatsyvanona, 51  tsaikanolona, 52  tsymanankenatra, 53  tsymisangyhajantena, 54  tsyvalahara, 55  tsyvoavidimbola, 56  tsongoinolombolo, 57  voahangytsyarahinkatina
All compound words  58  189 combinations of that word
Proverbs  59  Proverbs containing that word
Article  60 Randzavola: olona ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/11/17