|
|
|
|

Entry1  mibolisatra (bolisatra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mikorisa tsy mahafahatra fa malama ny tany: Nibolisatra ny tongotro ka lavo aho [1.1]
Examples  4  ary raha mibolisatra ny tongotro, dia hirehareha amiko izy. [2.996]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Analogs  9  misolafaka, mikorotsaka, miporotsaka, mikorisa, manao ankororosy, mibolaly, mibolila, mibolasitra

Anagrams  10  mibolasitra, mibolisatra, misobilatra

Updated on 2023/01/05