|
|
|
|

Entry1  miaritra (aritra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mizaka izay mahazo: Miaritra ny hanoanana
4  Mihafy sy mitozo amin' ny fahasahiranana ka tsy mety ketraka: Miareta amin' ny fianarana fa izany no hahazoana vokatra any aoriana [1.1]
Explanations in English  5  to endure [1.2, 1.7]
6  to sustain, to bear with, to bear. [1.2]
7  to suffer [1.7]
Explanations in French  8  supporter, endurer [1.8]
Examples  9  Saingy matahotra, mahalala fa tsy afa-mihetsika, ka dia miaritra mangina eo fotsiny. [2.472]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word miaritra

Anagrams  16  miaritra, miriatra

Updated on 2023/01/20