|
|
|
|

Entry1  marimaritra
Root  2  maritra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vao mafana kely foana: Ento amin' izay ilay rano, r' Ikoto a! -- tsy mbola mafana fa vao marimaritra e!
Afa-dranom-panala, mangorovitsika
Mafampana toy ny hanavy: Isan-kariva itỳ zaza itỳ marimaritra
Synonyms  5  maritra
Compound words 
Proverbs  7  Proverbs containing the word marimaritra

Updated on 2024/12/11