|
|
|
|

Entry (1/3)1  mamahatra (fahatra)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mamikitra, mitazona mafy amin' ny tongotra: Namahatratamin' ny vato ny tongony, nefa nalama ilay vato ka tsy ampy toy inona nikorisa izy dia nianjera tany an-kady
4  Mitokona tsy mety mandroso: Notaritina ilay zaza, nefa namahatra ka hany hery nobataina tao [1.1]
Explanations in English  5  to resist when drawn, as roots clinging tenaciously to the soil; to back, as a person dragged against his will; to stand firm; to act obstinately. [1.2]
Explanations in French  6  se cramponner, s'appuyer, compter sur, refuser de marcher [1.3]
Examples  7  Fintan-telo indray mamahatra no milahatra anoloany. [1.257#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Entry (2/3)12  mamahatra (vahatra)
Part of speech  13  active verb
Explanations in Malagasy  14  Mandatsa-paka, mamaka: Ho tahaka ny hazo maniry eny amoron-drano izy: mamahatra any anaty rano [1.1]
Morphology 
15  Present :
16  Past :
17  Future :
18  Imperative :

Entry (3/3)19  mamahatra (vahatra)
Part of speech  20  active verb
Explanations in English  21  to begin to colonize [Provincial] [1.2#721]

Updated on 2023/03/28