Entry | 1 malaza |
Root | 2 laza |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#563] fantatran'olona betsaka hatraiza hatraiza: Olo-malaza eto amin'ny faritany Ingahy Rabehevitra Fiteny amin'ny tsara na amin'ny ratsy ny hoe "malaza", saingy raha tenenina momba ny ratsy izy, dia ampiana ny mpamaritra milaza toetra hoe ratsy: Malaza ratsy itỳ toerana eto Manakambahiny itỳ |
Explanations in English |
5 [1.2] renowned; notorious |
Explanations in French |
6 [1.3#395, 1.5] célèbre 7 [1.3#395] renommé, fameux 8 [1.5] réputé, animé |
Examples |
9 Iza no mpanoratra malaza fantatrao? [2.113#77] 10 Harriet Newell, Misionera malaza koa. [2.649#181] 11 Olona malaza tokoa Andrianampoinimerina. [2.332#100] 12 Izao kosa no kabary malaza nahatonga an'i Tsianolondroa. [2.298#85] |
Morphology |
|
Analogs | 16 be voninahitra, manan-daza, manehoeho, mandeha laza, manetriketrika, iray toa zato, tsy leo laza |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Anthroponyms |
|
Toponyms |
|
Titles | 31 Ny Daty Malaza : na ny dian' i Jesosy Kristy teto Madagasikara (Rabary Jean-Joseph) |
Proverbs | 32 Proverbs containing the word malaza |
Anagrams | 33 alazam, malaza, zamala |
Updated on 2023/08/11 |