Entry manehoeho (ehoeho)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maneno mafy ka re lavitra; mirehondrehona: Nanehoeho teny an-dohasaha ny feon' ny anjely ny alin' ny nahaterahan' ny Mpamonjy
Mahoraka sy re laza amin' ny harena sy ny voninahitra na ny fahaizana: Manehoeho eran-tany ny lazan' io mpitondra fanjakana io [1.1]
Explanations in English To resound [1.7]
Explanations in French Résonner [1.8]
Morphology 
Present : manehoeho
Past : nanehoeho
Future : hanehoeho
Proverbs 

Updated on 2023/01/20