|
|
|
|

Entry (1/2)1  mahavelona
Root  2 velona
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 ilain'ny aina [1.13]
Explanations in French  5 nutritif [1.13]
6 qui peut ranimer, ramener à la vie, est le nom donné aux préparations auxquelles on attribue de grands pouvoirs revivifiants.
7 Par exemple, une préparation faite à partir des grands aloes du Sud.
8 Voir vahombe [1.196]
Examples  9  Mitsiry aho dia efa sakafo mahavelona. [2.117#108]
10  Fahasoavana roa ambin'ny folo mahavelona koa! [1.262#]
11  Miady varotra izy fa tsy mahavelona anaka izany. [2.606#118]
All compound words  12  2 combinations of that word

Entry (2/2)13  Mahavelona
Elementary words  14 maha~, 15 velona
Part of speech  16  name (toponym) [Full list]
Examples  17  Tao mahavelona ihany no renivohiny. [2.508#257]
Vocabulary  18  Geography: towns

Anagrams  19 Mahalevona, Mahavelona, mahavelona

Updated on 2025/11/27