|
|
|
|

Entry (1/4)1  lafo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao [1.1]
4  Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1]
Explanations in English  5  Sold; expensive [1.7]
Explanations in French  6  Vendu; qui coûte cher [1.8]
Examples  7  Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny. [2.470]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Nouns :
10  Adjectives :
Analogs  11  Sarotra, hangana, be vidy, sarobidy, hentona, maneno, tsy takatra, tsy azon' ny kely vola, tsy takatry ny malahelo, tsy azo vidina, tsy mahaleo ny sarany ny vidiny
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word lafo

Entry (2/4)15  lafo
Part of speech  16  adjective
Explanations in Malagasy  17  lasambidy [1.78]

Entry (3/4)18  lafo
Part of speech  19  noun
Vocabulary  20  Zoology: fishes
Explanations in Malagasy  21  Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [1.1]
Proverbs  22  Proverbs containing the word lafo

Entry (4/4)23  lafo
Part of speech  24  noun
Vocabulary  25  Botany
Explanations in French  26  (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [1.196]
Scientific name 

Anagrams  28  falo, lafo

Updated on 2023/08/02