Entry | 1 ketraka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy henjana, migedragedra: Henjano ity tady itỳ fa ketraka loatra Tony: Tsy tsara ny manatona azy fa tsy mbola ketraka ny hatezerany Kivy, rera-po: Na tsy afa-panadinana aza izy tsy ketraka |
Explanations in English |
4 [1.7] weak, faint; loose, slack (of a rope) |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] détendu, relâché 6 [1.3] flasque; calme, apaisé, tombé 7 [1.8] faible, défaillant |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word ketraka |
Anagrams | 15 aketrak, katrake, ketraka |
Updated on 2023/03/08 |