|
|
|
|

Entry (1/3)1  hetra
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Economy: finances, management
Explanations in Malagasy  4  (taloha) Velaran-tany nomen' Andrianampoinimerina ny fianakaviana tsirairay avy izay nahavoka-bary nivelomany nandritra ny herintaona (eo amin' ny roapolo vary eo ho eo, na 240 dcl); io vary azo tamin' ny hetra io dia nakana am-pahany ho an' ny mpanjaka (inenin' ny vata) ka avy amin' izany kosa indray no nampiova ny hevitry ny teny hoe hetra taty aoriana
5  (ankehitriny) Vola aloa amin' ny fanjakana maha-olom-panjakana ny tena, ka misy atao hoe hetra isandahy (vola aloan' ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona izay efa nofoanana ankehitriny), ary ny hetrantrano, tany, omby...; izany hoe vola tsy maintsy aloa isan-taona amin' ny harena ananana [1.1]
Explanations in English  6  Taxes [1.7]
Explanations in French  7  Impôt, taxe [1.8, 1.5]
8  Redevance [1.5]
Examples  9  Azo anaovana fitakiana aty aoriana ny mpandoa hetra nanadino nanambara ny hetra izay zakainy, na nanao hosoka tamin' ny sara tsy hita fototra. [4.27#]
10  Tamin' ny faramparan' ny taonjato faha-17, dia dia efa nampanaiky an' Antsihanaka Andriamandisoarivo, Mpanjakan' i Boina ka nampandoa hetra azy. [2.508#]
Morphology 
11  Simple :
12  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word hetra
Article  16  Randzavola: hetra ao amin' ny Baiboly

Entry (2/3)17  hetra
Part of speech  18  noun
Derivatives 
19  Active verbs :
20  Passive verbs :
21  Relative verbs :
22  Names :
23  Adjectives :
Explanations in Malagasy  24  Anarana hafa ilazana ny fehikibo. [1.1]
Explanations in French  25  Ceinture [1.5]
Synonyms  26  fehikibo, fehinkibo

Entry (3/3)27  hetra
Part of speech  28  adverb
Explanations in French  29  depuis que. § hàtra. [Tankarana] [1.19]
Synonyms  30  faitra
Tables and plates  31  All the adverbs

Anagrams  32  hetra, treha

Updated on 2023/05/22