Entry fehinkibo
Elementary words fehy ; kibo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka [1.65]
Examples Endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo. [2.117]
Vocabulary 
Synonyms hetra
Other spellings 
Articles 

Updated on 2023/12/10